H-zumba fitness Ambalavao

H-zumba fitness Ambalavao

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from H-zumba fitness Ambalavao, Health/Beauty, Ambalavao.

01/12/2022

Maro isika no photo 1 taloha dia lasa Photo 2 na photo 3.
Noho ny fiovam-piainana, nianatra, niteraka, nanambady,niasa.
Jereo hoe aiza ny photo misy anao
Dia mbola mety aminao ve,
Mifohaza sao tara, fa izahay efa lasa.
Notre but c'est votre bien être.

Photos from H-zumba fitness Ambalavao's post 28/11/2022

Tsy misy hoe "impossible" izany rehefa tena ikirizana mafy.
Na te hanena isika na hapitombo.
Mikotrana ihany no vaha olana.
Aza miandry ela ary fa andao hatomboka e.
💪

26/11/2022

Maro isika no maniry sy manofy hanana vatana tsara. 😱
Andao ho tanterahintsika ilay nofinao ary.😇
Aza miandry ela fa andao hatomboka miaraka aminay.💪
-belle-et-en-bonne-santé
-zumbafitness

Category

Website

Address


Ambalavao
303

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when H-zumba fitness Ambalavao posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Ambalavao.