Repousse De Cheveux Rapide By OR Beauty

Repousse De Cheveux Rapide By OR Beauty

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Repousse De Cheveux Rapide By OR Beauty, Beauty, cosmetic & personal care, Mada, Antananarivo.

🌿 Passionnée par la beauté et le soin des cheveux.
💙 Créatrice de confiance, naturelle et authentique.
🇲🇬Mikarakara ny volo aminy vokatra natoraly
🇲🇬🇲🇬🇲🇬VITA MALAGASY🇲🇬🇲🇬🇲🇬

Photos from Repousse De Cheveux Rapide By OR Beauty's post 29/09/2026

Nahalany MINI GAMME iray ❤️ ahoana ny fahitanao azy ?

29/09/2026

💫 Quelques gouttes, beaucoup d’amour… ilay “secret” an’ny volo te hitombo. 🌿🔥
Raha toa ka ela niandrasana ny volonao hitombo, angamba izao no fotoana hanomezana azy ilay soin mendrika azy. 💛
HUILE REPOUSSE By Or Beauty 🌿
Manampy amin’ny repousse, manamafy ny volo ary miaro azy tsy ho mora tapaka.
❣️100ml 30.000ar / 50ml 15.000ar

29/09/2026

😍Enga anie ity andro ity hitondra vaovao tsara sy tsiky ho anareo rehetra. ✨
Ary raha mbola mieritreritra hoe “Rahoviana aho vao tena hikarakara ny voloko?”… mety androany mihitsy no fotoana. 😉
Ny BY OR BEAUTY dia natao ho an’izay te hanome soin sy attention mendrika ny volony, tsy mila compliqué. 🌿

🛍️ Mifidiana ny soin-nao, izahay no hanampy anao amin’izay mety aminao.

Photos from Repousse De Cheveux Rapide By OR Beauty's post 28/09/2026

😍 Hatramin’ny ankizy ka hatramin’ny lehibe .‼️
Rehefa Crème Coiffante BY OR BEAUTY izay no resaka dia hainareo ny asany sy hatsarany 🔥… dia izao no ho hita: lava, matevina, malefaka ary mamirapiratra ✨💛
🌿 Mikolokolo ny volo
💛 Manampy amin’ny repousse
✨ Manome douceur & brillance
💪 Manampy hampihena ny fahatapahana
100ml 13.000ar / 120ml 15.000ar / 200ml 25.000ar / 250ml 30.000ar / 500ml 55.000ar
Sam Kwan

28/09/2026

🔥 TE HANANA VOLO LAVA SY MATEVINA KOKOA VE?
Aza produit iray intsony no andramana… ataovy routine complète! 😍🌿

✨ GAMME REPOUSSE By OR Beauty
Routine natao hikolokolo, hamelona ary hanohana ny fitomboan’ny volonao 💛

👑 Gamme complète : 80.000 Ar fotsiny!

28/09/2026

✨ PETITE NOUVEAUTÉ CHEZ BY OR BEAUTY ✨

Efa fantatrareo ny karazany na ny habeny Crème misy ato amitsika🤎, ary mbola misy foana izy io.
Fa noho ny disponibilité n’ny emballage dia nampiditra format 120ml ihany koa izahay 😍

🤎 100ml 13.000ar / 200ml 25.000ar / 250ml 30.000ar / 500ml 55.000ar
✨ 120ml 15.000Ar

Produit iray ihany, qualité iray ihany… fa manana choix bebe kokoa ianareo izao 🥰

27/09/2026

😍IDÉE DE COIFFURE kely amin’ity semaine ity .
👉 Soin 🔥Protection 🔥Coiffage 🔥Pousse
📍Pavillions 661Bis Analakely ☎️ 0344057636\0389538356 \0345913493

📍Anosy Be Apitany pharmacie Volahanta TALOHA na apitany SMECC ☎️ 0383061783 / 0332648713

📍AMBATONDRAZAKA sisiny collège apitany sapanana makany sparabonga ☎️ 0346817430

📍MAJUNGA mahabibo city 0344718409

📍TAMATAVE ( Bazary kely hakaikiny bekapa ) ☎️ 0341948519

📍TAMATAVE (MegaMart na NAMASTE MART 501 bazary be apitan’ny New York ) ☎️ 0344057636

📍TAMATAVE 3chemin valpinson
Route vers cabinet soava.. ☎️0340903103

Photos from Repousse De Cheveux Rapide By OR Beauty's post 26/09/2026

Bonne soirée oh 🥰❣️.
Mankasitraka hatrany taminy fanohanana . 🫀

26/09/2026

☀️ SOLEIL, PLAGE… fa ny volo tsy atao ambanin-javatra! 😍🏖️

Ny Baume Capillaire By Or Beauty no allié-nao hiaro sy hikolokolo ny volo, indrindra rehefa tratran’ny masoandro. ✨
💛 Protection UV
💛 Manampy miaro ny volo tsy ho maina
💛 Mamelona sy manome douceur
💛 À base de Karité & Cacao 🌿

Ary ny tsara indrindra? 20.000 Ar fotsiny 😍🔥

26/09/2026

👑🔥 IZA NO PANJAKAN’NY REPOUSSE?
HUile Ultra Pousse 4en1 BY OR BEAUTY no miditra an-tsehatra! ✨

🥥 Coco • 🌿 Girofle • Vanille • Levure de bière
Combo puissant natao hanaitra ny pousse, hanamafy ary hamelona ny volo. 👑

Aza manonofy volo lava fotsiny… karakarao izy mba hitombo. 😏🔥
🇲🇬 Vita Malagasy

Telephone

Website

Address


Mada
Antananarivo

Opening Hours

Monday 07:00 - 19:30
Tuesday 07:00 - 19:30
Wednesday 07:00 - 19:30
Thursday 07:00 - 19:30
Friday 07:00 - 19:30
Saturday 07:00 - 19:30
Sunday 14:00 - 19:30

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Repousse De Cheveux Rapide By OR Beauty posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Antananarivo.